Misarizoro sy mangataka ho tarafina ny volana ... Manoratsora-poana indray i Dafy Noely!
Tononkalo, Hainteny, Riankalo ary Tsikisary hafa koa
Misarizoro sy mangataka ho tarafina ny volana ... Manoratsora-poana indray i Dafy Noely!
Nalaza ny resaka "super moon" (andao adika tsotsotra amin'n hoe Volana Gilady) tato ho ato ka lasa ny aingampanahin'i AnjarHanitra.
Andao hanaraka an'i Dafy Noely, ilay poeta mpanoratsorampoana iny, hitsidika an'Antsahanembona.
Manodiava ny mpamaky fasana hoy i Hanitr'Ony.
“Raha manta vary indray mandeha, tsy andeha handevin-tsotrobe” hoy i Hoby Rasolofoarimasy.
Tononkalo mivetso fitiavana, Atolor'i Hoby Rasolofoarimasy.
Aiza hoy i Hanitr'Ony no monina ny fanahy?
Misy zavatra ekena dia misy zavatra tsy azo ekena hoy i Voromahery.
Hafa koa raha hafa ny ainga entin'i iriana.solevayn . Mety ho gaga ianao, mety ho zendana. Fa asio maso ihany aloha an!
Sao dia heverinao fa ianao irery no nanoratra ny anaran'ny olon-tiana teo an-torapasika ... Asio maso kely ito riankaly iangalian'i Riva ito fa raitra.