Tsara Soratra dia Vatonamelankafatra mirakitra sy mitahiry lahatsoratra voakaly, na sombin-tantara na tantara noforonina na tononkalo na lahatsoratra fanadihadiana hafa.
Tsara Soratra koa dia Ambohipihaonana ho an'ny mpanoratra sy ny mpamaky. Eto no ahafahan'ireo mpanoratra Malagasy, na ireo vao manomboka, na ireo vao misandratra, na ireo efa kalaza, mizara sy mampiranty ny asa-sorany amin'ireo mpankafy izany.
Ho toy ny tsenaben' Ambohitrinivinany anie ito kianjantsika ito ka ny mpivarotra ho tojo mpanjifa, ny mpiantsena hahazo izay entana tadiaviny: ho sendra ny tolotra anie ny tinady.
Avy t'aiza tokoa ary ireny problema isankarazany ireny, hoy i Doloier.
"Jereo ange ity mamo mivembena eran’ny arabe, mamon-toaka hono ity tovavy kely itony ..." hoy i Doloier.
Tononkalo mamela hafatra ho an'ilay olontiana nefa toa lasa. Atolotry Ranoly.
Hiran'ny Fihavanana (John Denver/Soanampoinimialy)
Izao no miseho rehefa TIA ny olona. Tononkalon'i Maharavo A,
Toko faha-valo nadikan’Ilaibaliha, avy @ boky “Amour, patrie et soupe de crabe”, nosoratan’i Johary Ravaloson
Sombin-tantara nosoratan'i Johary Ravaloson
Tsoaka avy @ Les Nuits d'Antananarivo, No Comment 2016
Dikateny: Soamiely Andriamananjara
Tantara nosoratan’i Johary Ravaloson. Nadikan’Ilaibalihy avy @ teny frantsay
Sary Sophie Bazin.