Ny Malagasy sy ny fotoana. Mamakafaka i Soamiely.
Tantara hafakely somary gidraka no atolotr'i Naivo ho antsika.
Asio sofina ny sasantsasany amin'ireo sombintantara ao anatin'ny Tantaraiko Anao navoakan'i Soamiely (RanjaSoa Publishing, 2017)
Nibikabika kià Raozy fa hamonjy an'i le Zo hoa. Kià Nirina ro tegna tompo-kevitsa... Asa soratr' i Na Hassi.
Teny marodika ny hoe ça va .... fa tsy maninona izany fa ça va an! Vakiraokantsombitsombintantara avy tamin'i Soamiely.
Tsoaka andalana avy amin’ny Hotsaka, Douna Loup, tantara foronina nadikan-dRavaloson Johary avy tamin'ny L’oragé, Douna Loup, Mercure de France, 2015.