Tenin’iza marina moa ilay hoe andrianintsika? Manadihady sy milaza ny heviny i Soamiely A.
(santionan-tantara avy amin'ny boky BE KINTANA, Ranjasoa Publishing 2017)
Tantaram-pitiavana ao amin'ilay tena ankafihizantsika azy ity atolory Ny Maoza ity.
Gidragidra ery amin'ilay farihy iray! Santionan-tantara nalaina avy tamin'ny bokin'i Mossieur Njo mitondra ny lohateny hoe LISY MANJORIA izay hivoaka tsy ho ela.
Fitapitaka isankarazany, Ikotofetsy sy Imahaka ankehitriny, sa inona no tian'i Soamiely A. ho tantaraina?
Sao dia manana valopy ianareo? Sombintantara atolotr'i Esther Randriamamonjy.