Hilaza hafatra amin'ny zanany i Dada fa efa akaiky ny farany. Tantara mampangitakitaka nosoratran'i Mina Ilarion.
Indro misy sombintantara mikasika ny fahadiovana nosoratan'i Solofo José mety ary tokony hahaliana antsika rehetra.
Inona no fiantraikan'io fesiboky-fesibokinareo io amin'ny literatiora sy asa-soratra? Eo indrindra isika izao. Misy lalana vitsivitsy azo karohina sy fakafakaina ireto atolotr'i Riambola Mitia. Zarao ny hevitrao.
Izay hono i Jentilisa vao mba nahita olona teto Madagasikara nahasahy niteny hoe tsy nahomby ny zavatra nataony.
Tezao hono ny ankizy fa tsy mbola tara. Manainga ny mpamaky hiverina hisaintsaina ny momba ny "fahendrena" sy "fisainana" Malagasy nentim-paharazana sasantsasany i Volatiana Rahaga.
"Ditra niarahana natao izao no ho zakaiko samy irery. Veloma i Lucien, hoy i Lucia mianaka." Izany no hita ao anatin'ity sombintantara nosoratan'i Mina Ilarion ity.